Dikan'ny teny : fisokafana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sokatra) a.: Fivohana: Amin'ny 8 ora ny fisokafan'ny trano fiasana omin'ny maraina. ~ Fitanatana: Mahatahotra ahy ny fisokafan'ny vavan'ity biby be 1t9. i• Fialan'ny saron'ny zavatra iray: Samy niandry ny fisokafan'ny vilany ny ankizy fa toa hisy inona ihany tao. ? Fahazoana manao, miasa, mampiasa, mihaza...: A-min'ny herinandro ambony, hono, ny fisokafan'ny lalana mankany Morondaua. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel