Dikan'ny teny : fisoitrafo

Hampiditra dikany vaovao
1 (soitra afo) a: Tapa-kazo fisoirana na fanalana sy fanllihana ny afo ao ampatana mba hampirehitra azy tsara. * Ohab.: May loha tsy mba mihinana tahaka ny fisoitrafo: enti-milaza ny olona maty misahirana mafy, nefa tsy mba mahita soa firy amin' izay isasarany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel