Dikan'ny teny : fisoitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (soitra) a.: Fomba entina misoitra, misavasava ny lavenona na ny vain'afo amin'ny hazo kely mba hirehetan'ny afo tsara. ? p.t.: A-zo soirina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel