Dikan'ny teny : fisoirana

Hampiditra dikany vaovao
1 (soitra) a.: Fisavasavana ny lavenona na ny vain' afo amin'ny hazo kely lava-lava; fakana voankazo amin' ny hazo marani-doha; fandentehan'ny omby ny tandrony amin'ny tany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel