Dikan'ny teny : fisodika

Hampiditra dikany vaovao
1 (sodika) a.: Fomba entina misodika, manala ny hoza-dravin'ny rofia, na manesotra ny vato kely madinika amin'ny vary alohan'ny hitotoana azy, na mikendrikendry ny zavatra tadiavina (papango) hofaohina; na fisonenika eo am-pandihizana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel