Dikan'ny teny : fisodihana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sodika) a.: Fanalana ny hoza-dravin'ny rofia; fanesorana vato kely madinika amin'ny vary, alohan'ny hitotoana azy; fikendrikendren'ny papango na ny hitsikitsika zavatra tadiaviny hofaohina ka ihodinkodinany; fisoneniky ny olona mandihy eo am-pandihizana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel