Dikan'ny teny : fisivanana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sivana) a.: Fandalovana amin'ny sivana, amin' ny makarakara vy fanintsanana. ? H.o.: Fifantenana, fitsikerana mba hahitana izay tsara ihany: Ireto mpihira ireto no uoatana taorian'ny fisivanana faharoa. ΒΆ M.h,: Fanintsanana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel