Dikan'ny teny : fisivana
Hampiditra dikany hafa
(sivana) a.: Toetran' ny zavatra nisivana, na nahintsana tamin'ny vy makarakara mba ho izay tsara sy madinika ihany no ho lasa fa ny ratsy voatana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha