Dikan'ny teny : fisitrihana
Hampiditra dikany hafa
(sitrika) a,: Filentehana, fitsofohana lalina ao anaty rano: Marina ve ny filazan'ny ohabolana fa ny fisitrihan'ny vivy any anaty rano no nahabongo ny masony? ? Fierena, fiafenana: Ny fisitrihan'ilay mpangalatra tao an-trano no tsy nahitan' ny polisy azy ela.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha