Dikan'ny teny : fisitisity

Hampiditra dikany vaovao
1 (sitisity) a.: Toetran' ny olona misitisity, mande-ha mitikintikina, mamindra feno hakevohana. 1 Fandehanana mitikintikina: Endre izany fisitisitin'Ibalita nisantatra ilay akanjo kely uaouaony tamin'ny krismasy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel