Dikan'ny teny : fisiontsiona

Hampiditra dikany hafa
(siontsiona) a.: Fomban'ny olona misiontsiona, mivezivezy ats? sy ar?, mihataka somary menamenatra fa tsy tanteraka ny nokasaina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0584