Dikan'ny teny : fisingorana

Hampiditra dikany vaovao
1 (singotra) a.: Fahavoazana amin'ny tadivavarana: Mafy ka tsy afany ny fisingoran'ny tongotry ny omby. f• Fahavoazana mafy, fahasahiranana izaitsizy no-ho ny...: Sady maharary no mahamenatra ny fisingoran' ny volan'olona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel