Dikan'ny teny : fisikinana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sikina) a.: Fanaovana sikina, famehezana lamba manodidina ny valahana: Tsy zava-tsarotra akory ny fisikinana, fa afehy manodidina ny valahana fotsiny ny lamba. 1 Fiomanana, fivononana fatratra: Inona indray no handrasana? Tsy efa vita ue ny fisikinanareo amin' ity asa it?? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel