Dikan'ny teny : fisidiondionana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sidiondiona) a.: Firioriovana na fandehanana mivezivezy foana mba handositra adidy, hibolidy amin'ny raharaha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel