Dikan'ny teny : fisidinana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sidino) a.: Fiakarana eny amin'ny habakabaka: Nampihorika ny vahoaka ny fisidinan'ny aroplanina teo ambonin'ny tandna ? Fandehanana haingana mitsoriaka: Lasa nihazakazaka any atsimon-trano any ilay mpangaiatra: tsy tra-maso ny fisidinany tao. ? Fisondrotana ambony amin'ny fahaizana, voninahitra, harena...: Tsy misy tsy gaga amin'ny fisidinan-dRakoto tamin'ny harena tata anatin'ny herintao na. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel