Dikan'ny teny : fisiana

Hampiditra dikany vaovao
1 (isy) a.: Toetran'ny zavatra misy, manana ny mahaizy azy: Ny fisian'ny fanahy dia eken'ny firenena malagasY, fa hoy izy hoe "Ny fanahy no olona". Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel