Dikan'ny teny : fisiahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (siaka) a.: Famoahana feo kely mikiririoka avy amin'ny fanosehana ny rivotra amin'ny molotra sy ny nify; fanaovana feon-kira amin'ny siaka; fiantsoana a-min' ny siaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel