Dikan'ny teny : fisesehana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sesika) a.: Fidirana mirohotra an-keriny: Tsy tafiditra tao amin'ny trano fanaovam-pety aho noho ny fisesehan'ny olona. ~ Hafenoan-javatra be loatra toa naiditra natao letrezana:Tsy ahitana hipetrahana ny fisesehan'ny entana ato an-tranonareo. 1 Fihinanana manao be ambosika: Harary ity zaza ity noho ny fisesehany hanina be loatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel