Dikan'ny teny : fiseranana
Hampiditra dikany hafa
(serana) a.: Fandalovana vetivety dia lasa; fandalovana tsy maharitra: Nohirain'ny poety maro ny fiseranan'ny fiainana eto antany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha