Dikan'ny teny : fisentoana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sento) a,: Famoahan-tsento: Mety hankarary ny fisentoana matetika. ~ Fiatoana kely: Tokony hasiana fisentoana kely aorian'ny tapany voalohany amin'ity asa ity. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel