Dikan'ny teny : fiselisely

Hampiditra dikany vaovao
1 na Fiseloselo (selisely na seloselo) a.: Fomba entina miselisely na miseloselo, izany hoe mandalo na mipetraka eo anoloan'olona mba hanelingelina azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel