Dikan'ny teny : fisehoana

Hampiditra dikany vaovao
1 (seho) a.: Fanoloran-tena ho hita; Anio no fisehoan'ireo olom-boafidy voalohany, 1 Fanombohana ho hita, ho fantatra: Tsy saro-pantarina ny fisehoan'ny kitrotro eo amin'ny ankizy. 1 Fitrangana, fiposahana: Mahafinaritra ny fisehoan' ny volana amin'ilay takarivan-dohataona iny! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel