Dikan'ny teny : fisefosefoana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sefosefo) a.: Fiainana mafy na fiainana manano sarotra misesisesy: Henoy ange izany fisefosefon' Ikoto e! tsapao fa sao dia manavY izy izao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel