Dikan'ny teny : fisazohana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sazoka) a.: Fitakiana tsy an-drariny; fakana an-keriny, tsy an-drariny: Ny fisazohany zavatr'olona no nahatonga azy higadra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel