Dikan'ny teny : fisavorovoro

Hampiditra dikany vaovao
1 (savorovoro) a.: Fomba na toetran'ny zavatra misavorovoro, tsy milamina, mikorontana, misaritaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel