Dikan'ny teny : fisavoana

Hampiditra dikany vaovao
1 (savoana) a.: Fomba na toetran'ny zavatra misavoana na miakatra ambony eny amin'ny habakabaka, misondrotra, midangana. Matetika koa anefa ny hoe "fisavoana" no fampiasa amin' ny hevitra hoe "fisavoanana": a) fiakarana eny amin' ny habakabaka: Ny fisavoanan'ny baolina; b) fisondrotana, fidanganana: Tsy hay lazaina ny fisavoanan'ny vidin-javatra ankehitriny; d) fahalasanana (hevitra) lavitra loatra tsy araka ny toe-javamisy: Asa na izaho no tsy nahazo ny fisavoanan'ny heviny no dia efa tsy anerany! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel