Dikan'ny teny : fisavihana

Hampiditra dikany vaovao
1 (savika) a.: Fisarangotana, fifikirana, famikirana: Ny fisavihany ny rantsan-kazo teo amoron-drano no tsy nahafaty an-drano azy, ? Fandraisana (omby) amin'ny tandrony na ny vozony mba hampianjera azy: Kinga izany raha olona amin' ny fisavihana omby! ~ Fihamboana zavatra tsy an'ny tena: Fisavihana fananan' olona fotsiny ny an-dRangahy io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel