Dikan'ny teny : fisavasavana

Hampiditra dikany hafa
(savasava) a.: Fanalana na fampihatahana izay manelingelina: Ny fisavasavana ny raviny, hoy ny ohabolana iray, no ahitana ny fotony, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1939