Dikan'ny teny : fisatroka

Hampiditra dikany vaovao
1 (satroka) a.: Fomba entina misatroka: Mampihomehy ny fisatrok'ilay Rangahy iny fa ny tokony ho eo anoloana no ataony ao aoriana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel