Dikan'ny teny : fisaroroana

Hampiditra dikany vaovao
1 (saroro) a.: Fanangolena: Tsy naharitra ny fisaroroan'ny namany izy ka la-sa niara-dratsy aminy. ~ Fodiana adala, famonoana vorona, fandavoana sorera: Ny hafa kokoa angaha, ry Isambilo, fa izaho tsy azon'ise amin'ny fisaroroana na oviana! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel