Dikan'ny teny : fisarihana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sarika) a,: Fisintonana: Ringa erq ny mpanjono amin'ny fisarihana ny harato. • Fandroritana, fitarihana: Fisarihana olona amin' ny sandriny, • Fanintonana: Fisarihana ny sainareo hikendry lalandava zavatra ambony no ilazako izany. - F,-p,: Fisarihana tombola: Fisintonana ny nomeraon' ny tombola mba hahalalana izay mahazo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel