Dikan'ny teny : fisarangotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (sarangotra) a.: Fomba entina misarangotra, na mamikitra mafy amin-javatra na amin'olona noho ny tahotra ny hianjera na noho ny tsy fitiavana hisaraka aminy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel