Dikan'ny teny : fisarangotana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sarangotra) a.: Famikirana mafy amin-javatra na olona noho ny tahotra ny hianjera na noho ny tsy fitiavana hisaraka aminy: Tsy hay lazaina, hono, ny fisarangotan'ny olona maty andrano amin'ilay olona mamonjy azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel