Dikan'ny teny : fisaonana

Hampiditra dikany vaovao
1 (saona) a.: Alahelo na fahoriana lehibe noho ny fahafatesan-kavana. • Mariky ny alahelo namoy hava-na na olona ambony eo amin'ny firenena izay heverina fa alahelovan'ny ambanilanitra: Betsaka ny zavatra nofadina nandritra ny fisaonana ny mpanjaka fahiny raha nisy mpanjaka niamboho, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel