Dikan'ny teny : fisaona

Hampiditra dikany vaovao
1 (saona) a.: Fomba entina misaona na mitondra mariky ny alahelo noho ny fahafatesan'ny havana. • P. t,: Azo isaonana: Tsy fisaona, hono, ny zaza rano tsy azo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel