Dikan'ny teny : fisantarana

Hampiditra dikany vaovao
1 (santatra) a.: Fanaovana na fampiasana na fihinanana zavatra voalohany: Amin'ny alahady no fisantaran'Isambilo ilay akanjo kompile vao nozairina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel