Dikan'ny teny : fisangotra
Hampiditra dikany hafa
(sangotra) a,: Fomba entina misangotra na mioty vary ka ny salohy masaka no tsongoina amin'ny tanana na tapahina amin'ny antsy.l p.t.: Azo sangorina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha