Dikan'ny teny : fisangodinana
Hampiditra dikany hafa
(sangodina) a.: Fihodinkodinana eo an-toerana ihany: Tsy re mihitsy ny fisongodinan'ity tandrimo •Fivezivezéna, fivoivoizana. ¶ M.h.: Fisakodinana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha