Dikan'ny teny : fisandratra

Hampiditra dikany vaovao
1 na Fisandratana (sandratra) a.: Fiakarana, fianihana amin'ny toerana avo, fisondrotana: Mahafinaritra ny mfjery ny fisandratry ny volana eny amin'ny habakabaka. • H.o.: Fiakarana amin'ny kilasy na voninahitra na haja ambony: Matetika ny fisandratry ny olona (ny fisandratan'ny olona) amin' ny voninahitra mahatonga azy hiauonavona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel