Dikan'ny teny : fisandrahaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (sandrahaka) a.: Firantsandrantsanana, fisampantsampanana, fivelaran'ny rantsana betsaka: Mahafinaritra ny fisandrahaky ny ravinaia. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel