Dikan'ny teny : fisandohana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sandoka) a.: Filazana tena ho izao na izao: Betsaka ny olon-dratsy no tratra noho ny fisandohany ho polisy. 1 Fihamboana ho tompon-javatra nefa tsy izy: Voaheloka izy noho ny fisandohany ny tranon'ny rahalahiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel