Dikan'ny teny : fisanasanana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sanasana) a.: Fisokafana tanteraka (vava) fitanatanana toy ny hanaikitra: Ny fisanasanan'ny vavan'ilay alika ihany dia nahatonga ahy handositra nanao tongotra an-katoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel