Dikan'ny teny : fisamboritana

Hampiditra dikany hafa
na Fisamboritra (samboritra) a.: Fisikinan lamba: Nanome hery ny lehilahy ny nahita ny fisamboritan'ireo vehivavy vonona hitoraka izay fahavalo mitranga. •Fanaovana akanjo vorokitsay, tonta, maloto: Nampalahelo ny nahita ny fisamboritr'izy mianaka kely nandehandeha eran'ny tandna. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0602