Dikan'ny teny : fisamborana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sambotra) a, :Fanenjehana: Anjaran'ny polisy ny fisamborana ny mpangalatra. 1 Fandraisana, fibedana: Raharaha be ny fisamborana ilay omby fa saika tsy azo raha tsy latsaka tao an-kady ilay izy. ~ Fangatahana vola na hanin-kohanina amin'olona, izay mbola haverina na hosoloana rehefa misy: Fisamborana ihany ny ahy fa tsy fangatahana akory ka osa raha homenao na tsia, 1 Olona isamboram-bola matetika: Rakoto no mba fisamborako rehefa tsy mana-na aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel