Dikan'ny teny : fisamboaravoara

Hampiditra dikany vaovao
1 (samboaravoara) a.: Toetran'ny olona na zavatra misamboaravoara, mihetsika mahery mitambolimbolina: Ny fisamboaravoaran'ny ranomasina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel