Dikan'ny teny : fisamahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (samaka) a.: Fivakiana misaraka roa: Mora tapahina io hazo io noho ny fisamahany. ~ Fisahanana (raharaha maro): Tsy miss' fotoana hipetrahany mihitsy noho ny fisamahany manao an'itsy manao an'iroa, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel