Dikan'ny teny : fisalovanana

Hampiditra dikany vaovao
1 (salovana) a.: Fipetrahana na fankanesana eo anoloan'ny olona iray; fitsatsaingohana miteny alohan' ny olona na fanapahana ny teniny; fitsofohana na fitsabahana amin'ny raharahan' ny sasany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel