Dikan'ny teny : fisalehorana

Hampiditra dikany vaovao
1 (salehotra) a.: Fahamaikamafkana foana, fiselontselonana amin'ny raharahan'ny hafa: Mahasosotra ahy ny fisalehoranao amin' ny raharahako ka atsaharo masonandro anio. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel