Dikan'ny teny : fisalasalana

Hampiditra dikany vaovao
1 (salasala) a,: Tsy fahatapahan-kevitra: Aleo mihemotra raha mbola misy fisalasalana ao an-tsainao, ? Tsy fitokiana fa marina: Ny fisalasalan'ny mpitsara no nahatonga azy ho afaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel