Dikan'ny teny : fisakobonana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sakobona) a.: Firakofana, fiafenana ao anaty lamba: Mampahafana ny fisakobonana ao anaty lamba rehefa ririnina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel